|
|
|
|

Entrée1  ala safay
Mots élémentaires  2  ala, safay
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] fanaovan-javatra tsizarizary mba hisehoana ho nanao fotsiny ka hahafa-tsiny eo imason' ny olona
Explications en anglais  5  [1.2] Used in the following: miala safay
Exemples  6  Teny foana ny masoko, hany ka na dia ny vavaka fanao eo am-pidirana aza natao alasafay fotsiny. [2.4]
7  Mba nody nampidirina alasafay ihany ny Teny sy ny Tantara malagasy, saingy mbola ny teny frantsay ihany no taranjam-pianarana nahafaka na tsy nahafaka fanadinana. [2.503#]
Mots composés 
Citations  9  Textes citant ala safay

Mis à jour le 2024/12/07