|
|
|
|

Entrée (1/2)1  haolo
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Dia, mirenireny, tsy voatamana hiara-mipetraka amin' ny olona: Amboa haolo, omby haolo
Mandosindositra olona, kaody: Haolohaolo iny tovolahy iny. (Aza afangaro amin' ny hoe aolo: tsy misy olona, tsisy mponina)
Explications en anglais  4  [1.2] wild, untamed, applied chiefly to wild cattle
easily soared, as birds frequently shot at
5  [1.7] wild
Explications en français  6  [1.8] sauvage
Synonymes  7  haolohaolo
Mots composés 
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot haolo

Entrée (2/2)13  haolo
Partie du discours  14  nom
Explications en malgache  15  [1.1] Fiasana fandoahan-koditra, fampiasan' ny mpanao kiraro indrindra
Vocabulaire  16  Outils

Anagrammes  17  aholo, haolo, laoho, loaho

Mis à jour le 2023/06/19