|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ianarana
Radical  2  anatra
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1#447] Enti-milaza ny zavatra iray atao ny hahaizana azy
Explications en anglais  5  [1.2#40]
Explications en français  6  [1.3#37] qu'on étudie, qu'imite
Exemples  7  Ny dada no sarotra ianarana. [2.69#280]
8  Hararaoty ny andro tsy ianarana hidiovana. [2.117#12]
9  Ny tenindrazana no tokony hianarana voalohany indrindra [1.1#447]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot ianarana

Entrée (2/2)15  ianarana
Radical  16  anatra
Partie du discours  17  verbe relatif
Explications en malgache  18  [1.1#447] Enti-milaza ny fomba, toerana, fitaovana entina mianatra
Explications en anglais  19  [1.2#40]
Explications en français  20  [1.3#37]
Exemples  21  Ny rakibolana no tsara hianarana ny tenin-drazana [1.1#447]
22  ianarana koa ny miandry amim-paharetana hoy Idada. [2.332#42]
Morphologie 
23  Présent :
24  Passé :
25  Futur :
26  Impératif :
Proverbes  27  Proverbes contenant le mot ianarana

Anagrammes  28 

Mis à jour le 2025/01/21