|
|
|
|

Entrée1  manavanana
Radical  2  havanana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mampiasa ny tanan-kavanana: Raha mbola kely ny zaza dia hita sahady na hanavanana na hanavia
Mahakinga: Manavanana azy ny miteny
Mahavantana, mora arahina: Manavanana ny olona itý lalana itý
Tsy mahamenamenatra, tsy manahirankirana: Lazainy fa manavanana azy ny lehibe mpampiasa azy ka vonona haneho ny fanirian' ny mpiara-miasa izy.
Explications en anglais  5  [1.2] right, on the right; to be dexterous, to work with the right hand upwards in holding anything with both hands.
6  [1.7] to be easy, to be convenient for one
Explications en français  7  [1.8] être facile; qu'on trouve commode
Exemples  8  ny tahon-karavasy sy tanan-jioga no manavanana azy kokoa fa tsy zavatra hafa. [2.472]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
Antonymes  12  manavia
Mots composés 
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot manavanana

Anagrammes  15  amanavanan, manavanana, namanavana

Mis à jour le 2023/08/11