|
|
|
|

Entrée1  raiketra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Karazan-tsilo fanaon' ny olona fefin-tokontany sy vala; noho ny raviny matevina sy be rano, dia izy no ataon' ny olona sakafon' ny biby -- na fanaon' ny olona sakafo koa aza -- any amin' ny tany kely ranonorana ka tsy misy voly maniry
Explications en anglais  4  [1.2] raiketa
Explications en français  5  [1.5] cactus
Vocabulaire  6  Botanique: arbre
Autres orthographes  7  raiketa, raketa

Anagrammes  8  erikatra, katirera, raiketra

Mis à jour le 2020/07/31