Entrée | 1 vomanga |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Zavamaniry mandady fihinana ny raviny sy ny vodiny Maro karazana ny vomanga dia ny: vomangafaladiangisa, vomangahoda, vomanga masombika, vomangambato, vomangamena, vomangamenaty, vomangaringitra, vomangasidina |
Explications en anglais |
4 [1.7] sweet potatoes |
Explications en français |
5 [1.8] patate 6 [1.196] (de vo : tubercule ; et manga : bien coloré, beau). Nom habituel de la Patate douce : Ipomoea batatas (L.) Lam.(Convolvulaceae). [Merina] |
Exemples |
7 Gaga ny angady sy ny harona fa tsy nisy vodiny ny vomanga [2.587#] 8 Koa raha manao vomanga matim-panala hianao, dia mba manao tsaramaso matin-drivotra aho [2.69#228] |
Vocabulaire |
9 Botanique: légume |
Analogues | 10 bageda, batata, bele, bokala, kimoky, kirangomena, mbizo |
Mots composés |
|
Zoonymes |
|
Phytonymes |
|
Nom scientifique |
|
Proverbes | 27 Proverbes contenant le mot vomanga |
Illustrations |
|
Anagrammes | 29 avangom, avongam, vangoam, vomanga |
Mis à jour le 2023/06/06 |