|
|
|
|

Entrée1  barikan-doha
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.78] [Betsimisaraka] taolan-doha, karandoha
4  [
1.78] [Tanala] karandoha: Niriatre ny barikan-dohan'i lekirioke ka nivoaka ny betrone (vaky ny karandohan'ny karandohan'ny lekirioka (volon'omby) ka nipotsaka ny ati-dohany)
Vocabulaire  5  Biologie

Mis à jour le 2020/07/31