Entrée | 1 mangorintsina |
Radical | 2 horintsina |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manaikitra izaitsizy hatrany amin' ny aty tsoka: Mangorintsina izany hatsiaka izany Mahatsiaro marary mafy: Nangorintsina ny sandriko voadonan' ny oaravarana Mahatsiaro marary noho ny feo mafy maranitra (sofina): Mangorintsina ny sofina amin' ny kiakiakan' ireo ankizy ireo fa roahy any ireo Mangovitra, mihoron-koditra: Nangorintsina iray ihany ny tenako nahita ny nifandonan' ireo fiarakodia anankiroa |
Explications en français |
5 [1.3] ressentir une douleur piquante, vive, mais interne comme celle de la goutte; causer une douleur vive et interne |
Vocabulaire |
6 Santé |
Analogues | 7 mangintsina, migina, mikiririoka |
Mots composés |
|
Anagrammes | 9 angorintsinam, mangorintsina |
Mis à jour le 2023/01/20 |